Amaziah King of Judah
1. In the second year of Joash son of Jehoahaz king of Israel reigned Amaziah the son of Joash king of Judah.
1. La seconde année de Joas, fils de Joachaz, roi d`Israël, Amatsia, fils de Joas, roi de Juda, régna.
1. Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Joasy, zanak' i Joahaza, mpanjakan' ny Isiraely no nanjaka Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda.
2. He was twenty and five years old when he began to reign, and reigned twenty and nine years in Jerusalem. And his mother's name was Jehoaddan of Jerusalem.
2. Il avait vingt-cinq ans lorsqu`il devint roi, et il régna vingt-neuf ans à Jérusalem. Sa mère s`appelait Joaddan, de Jérusalem.
2. Dimy amby roapolo taona izy, fony nanomboka nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana avy any Jerosalema.
3. And he did that which was right in the sight of the LORD, yet not like David his father: he did according to all things as Joash his father did.
3. "Il fit ce qui est droit aux yeux de l`Éternel, non pas toutefois comme David, son père; il agit entièrement comme avait agi Joas, son père."
3. "Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah izy, nefa tsy dia tahaka an' i Davida rainy; fa tahaka izay rehetra nataon' i Joasy rainy ihany no nataony."
4. Howbeit the high places were not taken away: as yet the people did sacrifice and burnt incense on the high places.
4. "Seulement, les hauts-lieux ne disparurent point; le peuple offrait encore des sacrifices et des parfums sur les hauts-lieux."
4. Kanefa ny fitoerana avo tsy mba noravana fa mbola nanao fanatitra sy nandoro ditin-kazo manitra teny amin' ny fitoerana avo ihany ny olona.
5. And it came to pass, as soon as the kingdom was confirmed in his hand, that he slew his servants which had slain the king his father.
5. Lorsque la royauté fut affermie entre ses mains, il frappa ses serviteurs qui avaient tué le roi, son père.
5. Ary izao no niseho, raha vao tafapetraka teo an-tanany ny fanjakana, dia novonoiny ireo mpanompony izay efa namono ny mpanjaka rainy.
6. But the children of the murderers he slew not: according unto that which is written in the book of the law of Moses, wherein the LORD commanded, saying, The fathers shall not be put to death for the children, nor the children be put to death for the fathers; but every man shall be put to death for his own sin.
6. "Mais il ne fit pas mourir les fils des meurtriers, selon ce qui est écrit dans le livre de la loi de Moïse, où l`Éternel donne ce commandement: On ne fera point mourir les pères pour les enfants, et l`on ne fera point mourir les enfants pour les pères; mais on fera mourir chacun pour son péché."
6. "Fa ny zanak' ireo namono kosa dia tsy mba novonoiny, fa nataony araka izay voasoratra ao amin' ny bokin' ny lalàn' i Mosesy, izay nandidian' i Jehovah hoe: Ny ray tsy hatao maty amin' ny ataon' ny zanany, ary ny zanaka tsy hatao maty amin' ny ataon' ny rainy; fa samy hatao maty amin' ny fahotany avy ny olona."
7. He slew of Edom in the valley of salt ten thousand, and took Selah by war, and called the name of it Joktheel unto this day.
7. "Il battit dix mille Édomites dans la vallée du sel; et durant la guerre, il prit Séla, et l`appela Joktheel, nom qu`elle a conservé jusqu`à ce jour."
7. Izy no nahafaty ny Edomita iray alina tao amin' ny Lohasahan-tsira sady nahafaka an' i Sela tamin' ny ady ary nanao azy hoe Joktela, izay mbola anarany mandraka androany.
8. Then Amaziah sent messengers to Jehoash, the son of Jehoahaz son of Jehu, king of Israel, saying, Come, let us look one another in the face.
8. Alors Amatsia envoya des messagers à Joas, fils de Joachaz, fils de Jéhu, roi d`Israël, pour lui dire: Viens, voyons-nous en face!
8. Tamin' izany Amazia dia nandefa iraka tany amin' i Joasy, zanak' i Joahaza, zanak' i Jeho, mpanjakan' ny Isiraely, nanao hoe: Avia, aoka isika hihaona.
9. And Jehoash the king of Israel sent to Amaziah king of Judah, saying, The thistle that was in Lebanon sent to the cedar that was in Lebanon, saying, Give thy daughter to my son to wife: and there passed by a wild beast that was in Lebanon, and trode down the thistle.
9. Et Joas, roi d`Israël, fit dire à Amatsia, roi de Juda: L`épine du Liban envoya dire au cèdre du Liban: Donne ta fille pour femme à mon fils! Et les bêtes sauvages qui sont au Liban passèrent et foulèrent l`épine.
9. "Fa Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, naniraka tany amin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, nanao hoe: Ny tsilo izay tany Libanona naniraka tamin' ny hazo sedera izay tany Libanona nanao hoe: Omeo ny zanako lahy ny zanakao vavy ho vadiny; ary dia namaky teo ny biby dia tany Libanona ka nanosihosy ny tsilo."
10. Thou hast indeed smitten Edom, and thine heart hath lifted thee up: glory of this, and tarry at home: for why shouldest thou meddle to thy hurt, that thou shouldest fall, even thou, and Judah with thee?
10. Tu as battu les Édomites, et ton coeur s`élève. Jouis de ta gloire, et reste chez toi. Pourquoi t`engager dans une malheureuse entreprise, qui amènerait ta ruine et celle de Juda?
10. "Efa namely an' i Edoma tokoa ianao, ka dia nirehareha ny fonao; aoka hahafapo anao àry izany voninahitra izany, ka mitoera ao an-tranonao ihany; fa nahoana no hihaika ny loza hahalavo ny tenanao mbamin' ny Joda koa ianao?"
11. But Amaziah would not hear. Therefore Jehoash king of Israel went up; and he and Amaziah king of Judah looked one another in the face at Bethshemesh, which belongeth to Judah.
11. "Mais Amatsia ne l`écouta pas. Et Joas, roi d`Israël, monta; et ils se virent en face, lui et Amatsia, roi de Juda, à Beth Schémesch, qui est à Juda."
11. "Fa tsy nety nihaino i Amazia. Koa dia niakatra Joasy, mpanjakan' ny Isiraely; ary izy sy Amazia mpanjakan' ny Joda, dia nihaona tany Beti-semesy izay any Joda."
12. And Judah was put to the worse before Israel; and they fled every man to their tents.
12. Juda fut battu par Israël, et chacun s`enfuit dans sa tente.
12. Dia resy teo anoloan' ny Isiraely ny Joda, ka samy nandositra ho any amin' ny lainy avy izy.
13. And Jehoash king of Israel took Amaziah king of Judah, the son of Jehoash the son of Ahaziah, at Bethshemesh, and came to Jerusalem, and brake down the wall of Jerusalem from the gate of Ephraim unto the corner gate, four hundred cubits.
13. Joas, roi d`Israël, prit à Beth Schémesch Amatsia, roi de Juda, fils de Joas, fils d`Achazia. Il vint à Jérusalem, et fit une brèche de quatre cents coudées dans la muraille de Jérusalem, depuis la porte d`Éphraïm jusqu`à la porte de l`angle.
13. "Ary Amazia, mpanjakan' ny Joda, zanak' i Joasy, zanak' i Ahazia, nosamborin' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely tany Beti-semesy; ary dia nankany Jerosalema Joasy, ka nandravany efajato hakiho ny mandany hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady an-jorony."
14. And he took all the gold and silver, and all the vessels that were found in the house of the LORD, and in the treasures of the king's house, and hostages, and returned to Samaria.
14. "Il prit tout l`or et l`argent et tous les vases qui se trouvaient dans la maison de l`Éternel et dans les trésors de la maison du roi; il prit aussi des otages, et il retourna à Samarie."
14. Ary nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy rehetra ary ny fanaka rehetra izay hita tao an-tranon' i Jehovah sy tamin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka mbamin' ny olona hatao antoka, ka dia niverina ho any Samaria izy.
15. Now the rest of the acts of Jehoash which he did, and his might, and how he fought with Amaziah king of Judah, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel?
15. Le reste des actions de Joas, ce qu`il a fait, ses exploits, et la guerre qu`il eut avec Amatsia, roi de Juda, cela n`est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois d`Israël?
15. Ary ny asan' i Joasy sisa izay nataony mbamin' ny heriny sy ny niadiany tamin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany?
16. And Jehoash slept with his fathers, and was buried in Samaria with the kings of Israel; and Jeroboam his son reigned in his stead.
16. Joas se coucha avec ses pères, et il fut enterré à Samarie avec les rois d`Israël. Et Jéroboam, son fils, régna à sa place.
16. "Ary Joasy lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tany Samaria tao amin' ny mpanjakan' ny Isiraely izy; ary Jeroboama zanany no nanjaka nandimby aza."
17. And Amaziah the son of Joash king of Judah lived after the death of Jehoash son of Jehoahaz king of Israel fifteen years.
17. Amatsia, fils de Joas, roi de Juda, vécut quinze ans après la mort de Joas, fils de Joachaz, roi d`Israël.
17. Ary ny andro niainan' i Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda, taorian' ny nahafatesan' i Joasy, zanak' i Joahaza, mpanjakan' ny Isiraely, dia dimy ambin' ny folo taona.
18. And the rest of the acts of Amaziah, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah?
18. Le reste des actions d`Amatsia, cela n`est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois de Juda?
18. Ary ny asan' i Amazia sisa, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany?
19. Now they made a conspiracy against him in Jerusalem: and he fled to Lachish; but they sent after him to Lachish, and slew him there.
19. "On forma contre lui une conspiration à Jérusalem, et il s`enfuit à Lakis; mais on le poursuivit à Lakis, où on le fit mourir."
19. "Ary ny olona niodina taminy tany Jerosalema, dia nandositra nankany Lakisy izy; fa ny olona nampanaraka namono azy tany."
20. And they brought him on horses: and he was buried at Jerusalem with his fathers in the city of David.
20. On le transporta sur des chevaux, et il fut enterré à Jérusalem avec ses pères, dans la ville de David.
20. Ary nasampiny tamin' ny soavaly ny fatiny, dia nalevina tany Jerosalema tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida izy.
21. And all the people of Judah took Azariah, which was sixteen years old, and made him king instead of his father Amaziah.
21. Et tout le peuple de Juda prit Azaria, âgé de seize ans, et l`établit roi à la place de son père Amatsia.
21. Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny Joda naka an' i Azaria, izay vao enina ambin' ny folo taona tamin' izay ka nampanjaka azy handimby an' i Amazia rainy.
22. He built Elath, and restored it to Judah, after that the king slept with his fathers.
22. Azaria rebâtit Élath et la fit rentrer sous la puissance de Juda, après que le roi fut couché avec ses pères.
22. Izy no nanamboatra an' i Elota ka nampody azy ho an' ny Joda, rehefa lasa nodimandry any amin' ny razany ny mpanjaka.
Jeroboam II King of Israel
23. In the fifteenth year of Amaziah the son of Joash king of Judah Jeroboam the son of Joash king of Israel began to reign in Samaria, and reigned forty and one years.
23. La quinzième année d`Amatsia, fils de Joas, roi de Juda, Jéroboam, fils de Joas, roi d`Israël, régna à Samarie. Il régna quarante et un ans.
23. Tamin' ny taona fahadimy ambin' ny folo nanjakan' i Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda, no vao nanomboka nanjaka tany Samaria Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, ary nanjaka iraika amby efapolo taona izy.
24. And he did that which was evil in the sight of the LORD: he departed not from all the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin.
24. "Il fit ce qui est mal aux yeux de l`Éternel; il ne se détourna d`aucun des péchés de Jéroboam, fils de Nebath, qui avait fait pécher Israël."
24. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, fa tsy niala tamin' ny fahotana rehetra, izay nataon' i Jeroboama, zanak' i Nebata izay nampanota ny Isiraely.
25. He restored the coast of Israel from the entering of Hamath unto the sea of the plain, according to the word of the LORD God of Israel, which he spake by the hand of his servant Jonah, the son of Amittai, the prophet, which was of Gathhepher.
25. Il rétablit les limites d`Israël depuis l`entrée de Hamath jusqu`à la mer de la plaine, selon la parole que l`Éternel, le Dieu d`Israël, avait prononcée par son serviteur Jonas, le prophète, fils d`Amitthaï, de Gath Hépher.
25. Izy no nampody ny sisin-tanin' ny Isiraely hatrany akaikin' i Hamata ka hatramin' ny ranomasin' ny tany lemaka, araka ny tenin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia Jona, zanak' i Amitahy, mpaminany tany Gata-hefera.
26. For the LORD saw the affliction of Israel, that it was very bitter: for there was not any shut up, nor any left, nor any helper for Israel.
26. Car l`Éternel vit l`affliction d`Israël à son comble et l`extrémité à laquelle se trouvaient réduits esclaves et hommes libres, sans qu`il y eût personne pour venir au secours d`Israël.
26. "Fa efa hitan'i Jehovah fa nangidy indrindra ny fahorian' ny Isiraely; ary tsy nisy sisa, na ny voahazona, na ny afaka, sady tsy nisy namonjy ny Isiraely akory."
27. And the LORD said not that he would blot out the name of Israel from under heaven: but he saved them by the hand of Jeroboam the son of Joash.
27. Or l`Éternel n`avait point résolu d`effacer le nom d`Israël de dessous les cieux, et il les délivra par Jéroboam, fils de Joas.
27. "Fa tsy mba nolazain' i Jehovah fa hovonoiny tsy ho eo ambanin' ny lanitra ny anaran' ny Isiraely; fa ny tanan' i Jeroboama, zanak' i Joasy, no nentiny namonjy azy."
28. Now the rest of the acts of Jeroboam, and all that he did, and his might, how he warred, and how he recovered Damascus, and Hamath, which belonged to Judah, for Israel, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel?
28. Le reste des actions de Jéroboam, tout ce qu`il a fait, ses exploits à la guerre, et comment il fit rentrer sous la puissance d`Israël Damas et Hamath qui avaient appartenu à Juda, cela n`est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois d`Israël?
28. Koa ny asan' i Jeroboama sisa mbamin' izay rehetra nataony sy ny heriny izay niadiany ary ny nampodiany an' i Damaskosy sy Hamata, izay an' ny Joda fahiny, ho an' ny Isiraely, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany?
29. And Jeroboam slept with his fathers, even with the kings of Israel; and Zachariah his son reigned in his stead.
29. Jéroboam se coucha avec ses pères, avec les rois d`Israël. Et Zacharie, son fils, régna à sa place.
29. "Ary lasa nodimandry any amin' ny razany Jeroboama, dia tao amin' ny mpanjakan' ny Isiraely;ary Zakaria zanany no nanjaka nandimby azy."